video not played or not found error
click on direct switch
Hosted by Dailymotion. For legal issues: Copyright Center · DMC · Instant Removal
AMAF- Mitety onja
143 Views • Dec 17, 2008
Description
Mamakivaky alon-drano, alon-drano maria
Ahevahevan’ny onja zay mitrena
Atopatopany mafy mba hivena
De tsy avelany akory mba hiarina
Fa b.. ts’hahalala ny marina
Fiv :
Ô mankarary ny fony ny mitazana
Ity salemako ity e, mba miadana
Kanefa dradraiko hanako eran-tany
Tsy maintsy tafita ity sambo
Indray andro any
Tompo mahery ao ambony antenaiko Ianao
Ho kapiteny hanamory ity lakakeliko
Zay mamatopatotra azy no ho vahao
De mba ataovy mpandresy,
Mpandresy manahaka Anao
Mitety onja isan’andro ty nosiko ity
Misedra rivo-mahery manembana aty
Misamboaravoara aok’izany
Ny alondrano masika sy makany
Raha mba miho’mba mandroso gasikara
Dia indro ? mba ho t?ara
Fiv :…
AMAF
More from User
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
Ny Nanahary - Ilay tanànako
♫ndr♫in♫
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
Vavaka hira fiderana - VHF
AmiUniKool
Messagers d'Amour : Asandrato anio ny hira fiderana
agape
FENO de tulear -HIRA FIDERANA Ndao tsika iaby
lovamosy
ONJA ~ TSISY QUOI (Hira gasy)
Mada Pro
ONJA ~ ZAZA (Hira gasy)
Mada Pro
Androany aloha | Henika | Hira Fiderana
Jonathan Ratelo