Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Adeline - Iza no antenanainao ?
92 Views • Dec 05, 2008
Description
Inona no antenainao @’izao fiainana izao
Hasambarana ve sa fiadanana koa mandalo miserana izany
Matetika aza miandry anao feno alahelo hakiviana
Very hevitra ianao ary indro antsoinao rahafatesana
‘Ty fiainana ity tsy hitondra fiadanana ho anao
Ary ‘ty fiainana ity famoizam-po no entiny ho anao
‘Ty fiainana ty ahiahy sy tahitra no hatolotra ho anao
‘Ty fiainanan ity fahoriana no saininy ho anao
Ny hevitra atoroko anao @’izao taonanao zao
Tsy mety ny fiainana raha toa ka lavitra an’Andriamanitra
Jesôsy maty hamonjy anao ary hanasitrana anao
Raha toa ekenao izao anio izao Jesôsy hanafaka anao
Jesôsy Kristy raiso ho anao fa fiainana Izy
Jesôsy Kristy hamelombelona ny fonao
Jesôsy Kristy hitondra fifaliana fahafahana ho anao
Jesôsy Kristy fiadanana be no entiny ho anao
ADELINE
More from User
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
Ny Nanahary - Ilay tanà nako
♫ndr♫in♫
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
VHF (Vavaka Hira Fiderana) - MEDLEY (hira gasy)
irma zoldan
Les adeline fiderana makotroka
potsylove
Vavaka hira fiderana - VHF
Masombahiny
Hira Fiderana - Fitiavana Marina
Masombahiny
Vavaka hira fiderana - VHF
AmiUniKool
Fitiavana Marina Hira Fiderana
ikanirina